Artistes :

Titres :

MILA NAMANA

Tonalité :
  • B
  • C
  • D♭
  • D
  • E♭
  • E
  • F
  • G♭
  • G
  • A♭
  • A
  • B♭
  • B
Aza fantatro an  ie,  n  y adiresinao   iny e
F'  hamangivangiko an  ao       matetika ange   
    Aza fantatro an  ie  n  y télephone nao in  y e
F'h  andaniako 2  5 unités        amin'ny téléc  arte e
 
 
             (2x)
 
 
Fa ny bikasoanao   iny,      dia tsy matiko lol  o o
  Ny tsikitsikinao iny ihany   koa,      dia mandorondo  ro
Ny h  evitra ambaranao   amiko ange,   ohatran'ny mifono  fono o
K'iz  any ny nahatonga an  ah,    hisary z  oro aminao 'zaho   e
 
 
Dia hikotik  oty,        dia hisavikavika                
Dia hikitik  itika,    dia hisarisarik  a e          
(2x)
 
 
               (2x)
 
 
Efa fantatro f  a,      misy fitiavana e   
An  atin'ny lohanao   e,       misy fikasan  a
  Anatin'ny fonao   e,      misy entana o  a
Amin'ny   atin'ny akanjonao any   e,  m  ila namana oa  
Ny amin'ny   atin'ny akanjonao   any e,
   K'aza hodianao fanina 'z  any an  
 
 
F'isi  ka sy ianao no mitambatra ani  e,
  Hikatsaka ny fifalia  na    
Dia ho   tonga amin'ny tanjona irina o  a,
  Ho eny amin'ny tanin'ny sa  mbatra
 
 
  Manao domy ny mpifanka  tia,
ian  ao no mitelina n  y double enina
  Manao ramy oa ny m  pifakantia
Tsy man  inona hihafiko tr  efle e
 
 
    F'efa matotra ts  ara, a  o amin'ny aradala  na
Tsy hanamp  iana ary tsy hanal  ana oa,   f'efa matotra ts  ara e
(2x)
 
 
   Ay Ay ie,            ay ay la la la la                  
Ay ay i  e,          ay ay ia o                
Ay Ay i  e,          ay ay la la la la                
Ay ay i  e,          ay ay ia o                
(2x)

Contribution

pisokely, version 1.0

Évaluation

Votre évaluation ?

Recueil(s)

Vous devez vous inscrire ou vous enregistrer afin de gérer vos recueils de chansons...

Vidéo(s)

Version : 1.0
Dernière modification : 2018-07-22
AvertissementAvertissement sur les droits d'auteurs concernant les textes