Aza fantatro an ie, n y adiresinao iny e
F' hamangivangiko an ao matetika ange
Aza fantatro an ie n y télephone nao in y e
F'h andaniako 2 5 unités amin'ny téléc arte e
(2x)
Fa ny bikasoanao iny, dia tsy matiko lol o o
Ny tsikitsikinao iny ihany koa, dia mandorondo ro
Ny h evitra ambaranao amiko ange, ohatran'ny mifono fono o
K'iz any ny nahatonga an ah, hisary z oro aminao 'zaho e
Dia hikotik oty, dia hisavikavika
Dia hikitik itika, dia hisarisarik a e
(2x)
(2x)
Efa fantatro f a, misy fitiavana e
An atin'ny lohanao e, misy fikasan a
Anatin'ny fonao e, misy entana o a
Amin'ny atin'ny akanjonao any e, m ila namana oa
Ny amin'ny atin'ny akanjonao any e,
K'aza hodianao fanina 'z any an
F'isi ka sy ianao no mitambatra ani e,
Hikatsaka ny fifalia na
Dia ho tonga amin'ny tanjona irina o a,
Ho eny amin'ny tanin'ny sa mbatra
Manao domy ny mpifanka tia,
ian ao no mitelina n y double enina
Manao ramy oa ny m pifakantia
Tsy man inona hihafiko tr efle e
F'efa matotra ts ara, a o amin'ny aradala na
Tsy hanamp iana ary tsy hanal ana oa, f'efa matotra ts ara e
(2x)
Ay Ay ie, ay ay la la la la
Ay ay i e, ay ay ia o
Ay Ay i e, ay ay la la la la
Ay ay i e, ay ay ia o
(2x)