Artistas:

Título:

TABLIER MANGA

Tonalidad:
  • C
  • D♭
  • D
  • E♭
  • E
  • F
  • G♭
  • G
  • A♭
  • A
  • B♭
  • B
  • C
  Fony ia  nao   zazavavy t  sotra
Nit  ondra Kit  apo
Nan  ao tabl  ier(bis)
 
 
  Iny ia  nao   fa namonjy   lera
Ts  y nitaverav  era
Fa s  ao tezitra i M  era (bis)
 
 
   Saika diso h  endry
   Tsy nilalao afa ts  y
Iren  y saribakoly ir  eny
Nefa n  y saribak  oly
Tsy m  amaly fit  ia (bis)
 
 
Tonga ary aho, tonga aho hitantara
Ilay hatsaran'
Ny raozy vao maraina(bis)
 
 
Nampianariko anao
Koa ny nankafy, iry lanitra iry
Rehefa maty ny Masoandro (bis)
 
Nony tonga ny hariva
Ianao nanisa Kintana
Izaho nibanjina ny tany
 
 
Izaho somary miala
Ianao miantso hoe avia (bis)

Contribución

pisokely, versión 1.0

Évaluación

¿Su evaluación?

Recopilacion(es)

Usted debe registrarse o usted guardar para administrar sus cancioneros...

Videos

Versión: 1.0
Última modificación: 2019-07-20
AdvertenciaAdvertencia de responsabilidad sobre los derechos de autor de los textos