Artists:

Titles:

VONINKAZO ADALADALA

Capo II
Key:
  • A
  • B♭
  • B
  • C
  • D♭
  • D
  • E♭
  • E
  • F
  • G♭
  • G
  • A♭
  • A
Vonin  kazo adala  dala
Vonink  azo tsy mi  saina
Fa mani  ry samy r  ery
eny an-t  any karakaina
Manod  idina re  hatra
Efa   ringitra   avokoa
Efa s  amy matory izy i  rery no mif  oha
 
 
  
 
Ity foko koa adala
Tsy   mba manadino e !
Ny   rehetra raha mangina
Iz  aho mbola mino e !
 
 
Mbola tena mahatsiaro
Ilay fitiavako taloha
Mbola velona ao am-poko
Tsy mitsahatra mamoa
 
Voninkazo, adaladala e !
Voninkazo, adaladala o !

Contribution

[anonyme], version 1.0

Rating

Your rating

Songbook(s)

You have to subscribe or registrer to keep an eye on your songbooks...

Video(s)

Version: 1.0
Last modifications: 2012-02-24
WarningWarning on the copyrights covering the texts