Artistes :

Titres :

MOFO TANTELY

Tonalité :
  • E
  • F
  • G♭
  • G
  • A♭
  • A
  • B♭
  • B
  • C
  • D♭
  • D
  • E♭
  • E
  Hitako o  maly i  reo zana  kao
   Tao an-tokotany tao nilal  ao.
  Tany Ampanan  taovana aho   mantsy omaly
nandalond  alo saika hamang  y
 
 
Teo am-bavahady aho no nijoro
tsy nisy afa-tsy tanam-poo
Hitondra bônbôn ve izaho sa sôkôla
Ho an'ny zanakao mianadahy.
  Tsaroako ianao fahin  y
mihi  nana mofon-tantely  
  Ity vetsovet  so ataoko androany ity.
Ho   anao ilay tsy lany ma  my.
Mitovy aminao ikalavavinao
Tahafiny ireo masonao
Matahotra izy nahare varatra
Varatra avy any an-danitra
 
 
Ilay lahy kosa maherihery setra
Mitovy taminao naditraditra
Milalao ranon'orana izy dia
mihirahira aviavia raha orana.
Refrain (2x)
Hitako omaly koa ilay vadinao
Izy angamba mahafinaritra
Niafona aho anefa toy ny mpangalatra
Ny marimarina izaho menatra.
 
 
hampanateriko ireo sôkôla
Ho an'ny zanakao mianadahy
tsy hifanatrika aho tsy handroso
satria ianareo roa ho ambinin-tsoa

Contribution

pisokely, version 1.0

Évaluation

Votre évaluation ?

Recueil(s)

Vous devez vous inscrire ou vous enregistrer afin de gérer vos recueils de chansons...

Vidéo(s)

Version : 1.0
Dernière modification : 2019-07-20
AvertissementAvertissement sur les droits d'auteurs concernant les textes