Artistes :

Titres :

ILAY AKANJO FOTSY

Tonalité :
  • D
  • E♭
  • E
  • F
  • G♭
  • G
  • A♭
  • A
  • B♭
  • B
  • C
  • D♭
  • D
  'Lay akanjo   fotsy,
Ts  y nanaovan  ao
  Raha tsy   andro ala  hady
  Iny indray iz  ao
No namp  itafiana an  ao,
  Sanat  ria toa hanam  bady
 
 
Kan  efa anie...
    Mitoetra anaty rahona   any    
Iz  aho re...
    Tavela irery eto an-t  any
Tom  any,malah  elo,
Mig  oka ranom  aso
B7(sus4)B7
oh! oh! oh! oh!
 
 
Voninkazo kely
Eo antratranao,
Raozy kely sarobidy
Toa an'iny anie no
saika homeko anao,
Raha toa isika roa nivady
 
 
Indrisy anefa...
Ny alahelo anao sisa
No tonga eto...
Hameno ora maro isa
Mandrapahatongako eo ankakaikinao
oh! oh! oh! oh!
 
 
Volana tantely
Rakotra fanala no,
Mba hany hanjaranao
Ny fitiavantsika,
Tsy misy mpahalala,
Vao mba tonga dia nandao
 
 
Oviana moa...
Ianao nihazakazaka
Raha vao nahita ahy
Avy any halavitra any
Oviana koa...
Ianao niteny moramora,
Handao isika hivady
Nataoko vazivazy
 
 
Indro ianao matory,
Mandry fehizay
Tsy mihaino ahy intsony
Voninkazo kely,
saika mba haniry
Kanjo tonga ny havandra.

Contribution

pisokely, version 1.0

Évaluation

Votre évaluation ?

Recueil(s)

Vous devez vous inscrire ou vous enregistrer afin de gérer vos recueils de chansons...

Vidéo(s)

Version : 1.0
Dernière modification : 2019-07-20
AvertissementAvertissement sur les droits d'auteurs concernant les textes