Artistes :

Titres :

LOLO SY NY TARINY

Tonalité :
  • E
  • F
  • G♭
  • G
  • A♭
  • A
  • B♭
  • B
  • C
  • D♭
  • D
  • E♭
  • E
               (2x)
 
 
  Hazo mido  roboka an'izy
  .Teo andrefan-t  anana
  Tena nahata  mana ny ankizy
  Manome aloka  
 
 
  .Dadaben'i dadab  en'i dadabe
  .Dia nahita azy ani  e
  .R'izareo nifand  imby nandeha
  .Ny hazo nijanon  a
  Fantatr'ilay   hazo daholo
  .Ireo mpifankat  ia
  Nandany ny   hariva manontolo
  .Teo am-poton  y
Tetezana
  .Nisy koa ny nan  ao maloto
  .Nandalo iray min  itra
  .Teo koa no n  igogogogo
  .'Reo voasazy nad  itra
 
 
S  oa, s  oa tokoa
Ny h  iran'ir  eo voronk  ely
T  onga namangy ts  iroaroa
N  amana tsy mba nam  ery
(2x)
 
 
              
 
 
  Nisy lehilahy   tena nangitsy
  .Sady toa nila v  ola
  Izy nanapak  a tsy nitsitsy
  .Io 'lay hazo fa t  ola
Tetezana
  .Rantsany no nat  aony kitay
.Ny s  isa nalefa any an-ts  ena
  .Toerana maloka hatr  amin'izay
  Nanjary tsisy je  rena
 
 
  Ory,   ory tokoa
Ny h  iran'ir  eo voronk  ely
L  asa nikopaka ts  iroaroa
V  ery fonenana v  ery
(2x)
 
 
              
 
 
  Nisy lehilahy   tia nivazo
  .Be fitiavana b  e
  Izy no niv  idy ny hazo
  Ataony gitara b  e
Tetezana
  .Dia nomeny an'ir  eo zazavavy
.Ho n  amana f'izy hono hand  eha
  .Izy voatery ham  ika sahady
  Tananany lavitra   be
 
 
S  oa, s  oa tokoa
Ny h  iran'ir  eo zazav  avy
   Ny maraina   vao mifoha
Mik  alo ny hiran'ilay b  andy
(2x)
 
 
              
 
 
  Hazo mido  roboka an'izy
  .Teo andrefan-t  anana

Contribution

pisokely, version 1.0

Évaluation

Votre évaluation ?

Recueil(s)

Vous devez vous inscrire ou vous enregistrer afin de gérer vos recueils de chansons...

Vidéo(s)

Version : 1.0
Dernière modification : 2018-07-22
AvertissementAvertissement sur les droits d'auteurs concernant les textes